Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Mpitsara 1:11 - DIEM PROTESTANTA

Avy tao Hebrôna izy no nandeha namely ny mponina tao Debîra izay nantsoina hoe Kiriata-Sefera tamin’izany fotoana izany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Dia niala tao izy ka nandeha hiady tamin’ny mponina tany Debira izay nantsoina hoe Kiriata-Sefera taloha.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Avy tao Hebrôna izy no nandeha namely ny mponina tao Debîra izay nantsoina hoe Kiriata-Sefera tamin’izany fotoana izany.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Avy eo dia nandroso hiady tamin’ny mponina tao Dabira, izay nantsoina fahiny hoe Kariata-Sefera.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Dia niala tao izy ka nandeha hiady amin’ny mponina any Debira (Kiriata-sefera no anaran’i Debira taloha).

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Dia niala tao izy ka nandeha hiady amin'ny mponina any Debira (Kiriata-sefera no anaran'i Debira taloha).

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Dia niala tao izy ka nandeha hiady tamin’ny mponina tany Debira izay nantsoina hoe Kiriata-Sefera taloha.

Jereo ny toko



Mpitsara 1:11
3 Rohy Ifampitohizana  

Avy tao Hebrôna i Kaleba no niainga hamely ny mponina tao Debira izay nantsoina taloha hoe Kiriata-Sefera.


Dia hoy i Kaleba hoe: «Izay mandresy an’i Kiriata-Sefera ka mahazo azy dia homeko azy i Haksà zanako vavy ho vadiny.»