Dia nilaozan’i Jesoa ry zareo; ary niala tao an-tanàna Izy hankany Betania, ka nandry tany.
Matio 26:6 - DIEM PROTESTANTA Tany Betania i Jesoa tamin’izay ary tao an-tranon’i Simôna mpivaro-bakoly. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nony tany Betania, tao an-tranon’i Simona boka, Jesosy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tany Betania i Jesoa tamin’izay ary tao an-tranon’i Simôna mpivaro-bakoly. Baiboly Katolika Ary nony tany Betania i Jesoa, tao an-tranon’i Simôna boka, Baiboly Protestanta Malagasy ARY nony tany Betania Jesosy, tao an-tranon’i Simona boka, Malagasy Bible Ary nony tany Betania Jesosy, tao an-tranon'i Simona boka, La Bible en Malgache Ary nony tany Betania, tao an-tranon’i Simona boka, Jesosy, |
Dia nilaozan’i Jesoa ry zareo; ary niala tao an-tanàna Izy hankany Betania, ka nandry tany.
Ny ampitson’iny, raha niala tao Betania i Jesoa sy ny mpianany, dia nahatsiaro noana i Jesoa.