Ary novalian’i Petera hoe: –Na dia hovonoina miaraka aminao aza aho, dia tsy handà Anao na oviana na oviana. Ary dia samy nilaza toy izany koa ny mpianatra rehetra.
Matio 26:51 - DIEM PROTESTANTA Indro kosa ny anankiray tamin’ireo nomba an’i Jesoa fa naninjitra tanana ka nanatsoaka sabatra, ary namely ny mpanompon’ny mpisorombe ka nahafaka ny sofiny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary indro, ny iray tamin’ireo izay niaraka tamin’i Jesosy dia nanatsotra ny tanany, dia nanatsoaka ny sabany ka nikapoka ny mpanompon’ny Mpisoronabe ary nahafaka ny sofiny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Indro kosa ny anankiray tamin’ireo nomba an’i Jesoa fa naninjitra tanana ka nanatsoaka sabatra, ary namely ny mpanompon’ny mpisorombe ka nahafaka ny sofiny. Baiboly Katolika Ary indro ny anankiray amin’izay teo amin’i Jesoa nandray ny sabany, dia namely ny mpanompon’ny lehiben’ny mpisorona ka nahafaka ny sofiny anila. Baiboly Protestanta Malagasy Ary, indro, ny anankiray tamin’izay nomba an’i Jesosy naninjitra ny tànany, dia nanatsoaka ny sabany ka nikapa ny mpanompon’ny mpisorona-be ary nahafaka ny sofiny. Malagasy Bible Ary, indro, ny anankiray tamin'izay nomba an'i Jesosy naninjitra ny tànany, dia nanatsoaka ny sabany ka nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe ary nahafaka ny sofiny. La Bible en Malgache Ary indro, ny iray tamin’ireo izay niaraka tamin’i Jesosy dia nanatsotra ny tanany, dia nanatsoaka ny sabany ka nikapoka ny mpanompon’ny Mpisoronabe ary nahafaka ny sofiny. |
Ary novalian’i Petera hoe: –Na dia hovonoina miaraka aminao aza aho, dia tsy handà Anao na oviana na oviana. Ary dia samy nilaza toy izany koa ny mpianatra rehetra.
Nanatsoaka sabatra kosa ny anankiray tamin’ny olona teo anilan’i Jesoa, dia namely an’ilay mpanompon’ny mpisorombe, ka nahafaka ny sofiny.
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Tsy anisan’izao tontolo izao ny Fanjakàko; fa raha an’izao tontolo izao ny Fanjakàko, dia ho niady ny mpanompoko mba tsy ho voatolotra tamin’ny manampahefana jiosy Aho; kanefa tsy anisan’izao etỳ izao ny Fanjakàko.
satria tsy fitaovam-piadiana malemy, araka ny an’ny olombelona, no entinay miady; fa fitaovam-piadiana mahery, araka an’Andriamanitra, mba hoenti-mandrava mànda. Ravànay ny hevitra diso