Tamin’izay dia nisy rahona nanarona azy rehetra, ary nisy feo avy tao amin’io rahona io nanao hoe: –Ity no Zanako, ilay Malalako; henoy Izy!
Marka 9:8 - DIEM PROTESTANTA Ary niaraka tamin’izay ireo mpianatra telo lahy dia nanopy maso manodidina, ka tsy nahita olona intsony teo aminy afa-tsy i Jesoa irery ihany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Niaraka tamin’izay, nony nijery manodidina izy ireo dia tsy nisy hitany intsony na iza na iza afa-tsy Jesosy irery ihany izay teo aminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary niaraka tamin’izay ireo mpianatra telo lahy dia nanopy maso manodidina, ka tsy nahita olona intsony teo aminy afa-tsy i Jesoa irery ihany. Baiboly Katolika Nony nidina avy tany an-tendrombohitra izy ireo, dia norarany tsy hilazalaza amin’olona ny zavatra vao hitany, mandra-pitsangan’ny Zanak’olona ho velona avy any amin’ny maty. Baiboly Protestanta Malagasy Ary niaraka tamin’izay, nony nijery manodidina izy ireo, dia tsy nisy hitany intsony na iza na iza afa-tsy Jesosy irery ihany, Izay teo aminy. Malagasy Bible Ary niaraka tamin'izay, nony nijery manodidina izy ireo, dia tsy nisy hitany intsony na iza na iza afa-tsy Jesosy irery ihany, Izay teo aminy. La Bible en Malgache Niaraka tamin’izay, nony nijery manodidina izy ireo dia tsy nisy hitany intsony na iza na iza afa-tsy Jesosy irery ihany izay teo aminy. |
Tamin’izay dia nisy rahona nanarona azy rehetra, ary nisy feo avy tao amin’io rahona io nanao hoe: –Ity no Zanako, ilay Malalako; henoy Izy!
Fony izy efa-mianaka nidina avy any an-tendrombohitra, dia izao no baiko nomen’i Jesoa azy telo lahy: –Aza mitantara na amin’iza na amin’iza ny zavatra vao hitanareo, mandra-pitsangan’ny Zanak’olona ho velona avy any amin’ny maty.
Izay vao nisokatra ny mason’ireto mpianatra, ka nahafantatra Azy; fa i Jesoa kosa nanjary tsy hitany intsony.
Vao nanomboka niteny ilay feo, dia i Jesoa irery ihany no hita. Nahatam-bava ireo mpianany telo lahy; ka tamin’izany andro izany, dia tsy nilazalaza na inona na inona tamin’olona momba ny zavatra hitany.