Fa ianareo kosa manambara fa raha misy olona milaza amin’ny rainy na ny reniny hoe: «Efa nataoko kôrbana, izany hoe fanatitra ho an’Andriamanitra, ny zavatra tokony hanasoavako anao»,
Marka 7:12 - DIEM PROTESTANTA dia tsy avelanareo hanao na inona na inona intsony amin’ny rainy na amin’ny reniny izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia tsy avelanareo hanao na inona na inona ho an’ny rainy sy ny reniny intsony izy Dikateny Iombonana Eto Madagasikara dia tsy avelanareo hanao na inona na inona intsony amin’ny rainy na amin’ny reniny izy. Baiboly Katolika dia tsy avelanareo hanao na inona na inona ho an’ny rainy na ny reniny intsony, Baiboly Protestanta Malagasy dia tsy avelanareo hanao na inona na inona ho an’ny rainy sy ny reniny intsony izy, Malagasy Bible dia tsy avelanareo hanao na inona na inona ho an'ny rainy sy ny reniny intsony izy, La Bible en Malgache dia tsy avelanareo hanao na inona na inona ho an’ny rainy sy ny reniny intsony izy |
Fa ianareo kosa manambara fa raha misy olona milaza amin’ny rainy na ny reniny hoe: «Efa nataoko kôrbana, izany hoe fanatitra ho an’Andriamanitra, ny zavatra tokony hanasoavako anao»,
Koa ny fomba amam-panao ifandovanareo no anafoananareo ny tenin’Andriamanitra; ary mbola maro koa ny zavatra tahatahaka izany ataonareo.