Koa izao no lazain’ny TOMPO hamelezana ny mponin’i Hanatôta izay nitady hamono ahy ka nanao tamiko hoe: «Aza maminany amin’ny anaran’ny TOMPO, fandrao ho fatin’ny tananay ianao.»
Marka 6:4 - DIEM PROTESTANTA Fa hoy i Jesoa taminy: –Mpaminany tsy hajaina eo amin’ny tanàna nahabe azy sy eo amin’ny havany ary eo amin’ny fianakaviany, na dia heni-kaja any an-kafa aza! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa hoy Jesosy taminy: Tsy misy mpaminany atao tsinontsinona raha tsy eo amin’ny taniny sy ny havany ary ny fianakaviany ihany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa hoy i Jesoa taminy: –Mpaminany tsy hajaina eo amin’ny tanàna nahabe azy sy eo amin’ny havany ary eo amin’ny fianakaviany, na dia heni-kaja any an-kafa aza! Baiboly Katolika Fa hoy i Jesoa taminy: «Tsy misy mpaminany tsy enin-kaja afa-tsy amin’ny taniny sy amin’ny fianakaviany ary amin’ny havany ihany.» Baiboly Protestanta Malagasy Fa hoy Jesosy taminy: Tsy misy mpaminany tsy hajaina afa-tsy eo amin’ny taniny sy ny havany ary ny ankohonany ihany. Malagasy Bible Fa ho Jesosy taminy: Tsy misy mpaminany tsy hajaina afa-tsy eo amin'ny taniny sy ny havany ary ny ankohonany ihany. La Bible en Malgache Fa hoy Jesosy taminy: Tsy misy mpaminany atao tsinontsinona raha tsy eo amin’ny taniny sy ny havany ary ny fianakaviany ihany. |
Koa izao no lazain’ny TOMPO hamelezana ny mponin’i Hanatôta izay nitady hamono ahy ka nanao tamiko hoe: «Aza maminany amin’ny anaran’ny TOMPO, fandrao ho fatin’ny tananay ianao.»
Fa na dia ireo mpiray foko aminao aza, eny na dia ireo iray fianakaviana aminao aza, dia mamitaka anao ka miantso olona am-badika hanohitra anao. Aza matoky azy, na dia tsara vava aminao aza izy.
Dia voasakana tsy hino Azy ry zareo. Fa hoy i Jesoa taminy: – Mpaminany tsy hajaina eo amin’ny tanàna nahabe azy sy eo amin’ny fianakaviany, na dia heni-kaja any an-kafa aza!
Dia niala teo i Jesoa ka nankany amin’ny tanàna nahabe Azy, ary nanaraka Azy tany koa ny mpianany.
Ary niteny indray i Jesoa hoe: –Lazaiko marina aminareo fa tsy misy mpaminany to teny eo amin’ny tanàna nahabe azy.
ny tenan’i Jesoa manko no efa nanambara fa «tsy misy mpaminany hajaina eo amin’ny tany nahabe Azy».