Ary hoy ireo mpahay lalàna nidina avy tany Jerosalema hoe: –I Belzeboba no ao amin’ilay io ary fahefana avy amin’ny filohan’ny demony no androahany ny demony.
Marka 5:10 - DIEM PROTESTANTA Dia nitalaho mafy tamin’i Jesoa ralehilahy mba tsy horoahiny lavitra an’io tany io ireo fanahy maloto ireo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nifona mafy Taminy izy mba tsy horoahiny hiala amin’izany faritany izany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nitalaho mafy tamin’i Jesoa ralehilahy mba tsy horoahiny lavitra an’io tany io ireo fanahy maloto ireo. Baiboly Katolika Ary nifona dia nifona taminy Izy mba tsy horoahiny hiala amin’izany tany izany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nifona mafy taminy izy mba tsy horoahiny hiala amin’izany tany izany. Malagasy Bible Ary nifona mafy taminy izy mba tsy horoahiny hiala amin'izany tany izany. La Bible en Malgache Ary nifona mafy Taminy izy mba tsy horoahiny hiala amin’izany faritany izany. |
Ary hoy ireo mpahay lalàna nidina avy tany Jerosalema hoe: –I Belzeboba no ao amin’ilay io ary fahefana avy amin’ny filohan’ny demony no androahany ny demony.
Neken’i Jesoa ny fangatahany. Koa dia niala tamin-dralehilahy ireo fanahy maloto ka lasa niditra tao amin’ny kisoa. Ary nirifatra ny andian-kisoa, tokony ho kisoa roa arivo, ka nivarimbarina tan-kilahila ho any anaty farihy, dia maty tao.
Dia nanontany an-dralehilahy i Jesoa nanao hoe: –Iza no anaranao? Ka namaly izy hoe: –Tafika no anarako, satria maro izahay!