Marka 4:4 - DIEM PROTESTANTA Nony namafy izy, ny voa sasany latsaka teny amoron-dalana, ka tonga ny voro-manidina nitsindroka azy rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha namafy izy dia nisy voa izay latsaka teny amoron-dalana, ary avy ny voromanidina ka nitsaingoka nihinana ireny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony namafy izy, ny voa sasany latsaka teny amoron-dalana, ka tonga ny voro-manidina nitsindroka azy rehetra. Baiboly Katolika ka nony namafy izy, ny sasany latsaka teny amoron-dalana, dia tonga ny voromanidina ka nitsindroka azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha namafy izy, ny sasany dia voafafy teny amoron-dàlana, dia avy ny vorona ka nandany izany. Malagasy Bible Ary raha namafy izy, ny sasany dia voafafy teny amoron-dalana, dia avy ny vorona ka nandany izany. La Bible en Malgache Raha namafy izy dia nisy voa izay latsaka teny amoron-dalana, ary avy ny voromanidina ka nitsaingoka nihinana ireny. |
Ny olona mahaheno ny teny momba ny Fanjakàn’ny lanitra kanefa tsy mahafantatra, dia ny voa nafafy teny amoron-dalana: avy ilay Ratsy ka manaisotra izay nafafy tao am-pony.
Nony namafy izy, ny voa sasany latsaka teny amoron-dalana, ka tonga ny voro-manidina nitsindroka azy rehetra.
Ao ny amafazana ny teny eo amoron-dalana: vao mahaheno izy, dia tonga i Satàna manaisotra ny teny voafafy tao aminy.
Ny voa sasany latsaka tamin’ny toerana be vato sady manify nofon-tany, ka vetivety dia nitsimoka satria tsy lalina ny tany nilentehany;
Ireny teo amoron-dalana dia izay mahaheno ihany; kanjo avy ny devoly, ka manaisotra ny teny tao am-pony sao mino izy ka ho voavonjy.
–Niainga ity mpamafy hamafy voa. Nony namafy izy, ny voa sasany dia latsaka teny amoron-dalana ka voahosin’ny mpandalo ary lanin’ny voro-manidina;