Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 15:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Ary nidina teo ambonin’ireo ny vorona mpihaza ka noroahin’i Abrama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Ary nisy vorona mpiremby nidina teo amin’ny fatin’ireo, fa noroahin’i Abrama ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Ary nidina teo ambonin’ireo ny vorona mpihaza ka noroahin’i Abrama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Niantoraka hifaoka ny fatin’ireo ny vorona mpihaza, fa noroahin’i Abrama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Ary nidina teo amin’ny fatin’ireo ny vorona mpihaza, fa nandroaka azy Abrama.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Ary nidina teo amin'ny fatin'ireo ny vorona mpihaza, fa nandroaka azy Abrama.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Ary nisy vorona mpiremby nidina teo amin’ny fatin’ireo, fa noroahin’i Abrama ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 15:11
6 Rohy Ifampitohizana  

Dia nentin’i Abrama teo amin’ny TOMPO ireo rehetra ireo, ary nosasahiny teo afovoany afa-tsy ny vorona ka napetrany mifanatrika ny tapany avy.


Nony efa hilentika ny masoandro, dia renoky ny torimaso lalina i Abrama, ka indro nisy haizina lehibe mampatahotra nanarona azy.


Tanisain’ny molotro avokoa ny fitsipika naloaky ny vavanao.


ka ambarao aminy fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Nisy voromahery iray lehibe nanana elatra goavana sy volo lava sady matevina no misoratsoratra. Nanidina hatrany an-tendrombohitr’i Libano izy ary naka ny tendron’ny hazo sedera,


Kanjo nisy voromahery lehibe iray hafa koa, nanana elatra goavana sy volo matevina. Koa nalefan’ilay voaloboka nankany aminy ny fakany sady natodiny nankany koa ny rantsany, mba hahazo rano betsaka kokoa noho ny teo amin’ny tany nisy azy izy.


Nony namafy izy, ny voa sasany latsaka teny amoron-dalana, ka tonga ny voro-manidina nitsindroka azy rehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra