Onena azy i Jesoa ka nanatsotra tanana nikasika azy sady niteny hoe: –Sitrako, madiova ianao.
Marka 2:11 - DIEM PROTESTANTA –Mandidy anao aho, mitsangàna, batao ny fandrianao ka modia any an-tranonao! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Lazaiko aminao: Mitsangàna, batao ny fandriananao ka modia any an-tranonao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara –Mandidy anao aho, mitsangàna, batao ny fandrianao ka modia any an-tranonao! Baiboly Katolika Mitsangàna, batao ny fandrianao, ary modia any an-tranonao.» Baiboly Protestanta Malagasy Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka modia any an-tranonao. Malagasy Bible Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka modia any an-tranonao. La Bible en Malgache Lazaiko aminao: Mitsangàna, batao ny fandriananao ka modia any an-tranonao. |
Onena azy i Jesoa ka nanatsotra tanana nikasika azy sady niteny hoe: –Sitrako, madiova ianao.
Aoka ho fantatrareo fa ny Zanak’olona eto an-tany dia manam-pahefana hamela heloka! Dia hoy i Jesoa tamin’ilay malemy:
Dia nitsangana ilay malemy ka nibata ny fandriany avy hatrany ary lasa nandeha teo imason’ny olona rehetra. Dia talanjona avokoa izay rehetra teo ka nanome voninahitra an’Andriamanitra sady vaky vava hoe: –Tsy mbola nahita zavatra toy izao na oviana na oviana isika!
Ny Fanahy Masina no mamelona aina; raha ny maha olombelona fotsiny dia tsy mahasoa akory. Ireo teny izay nolazaiko taminareo no mahatonga anareo handray ny Fanahy Masina mamelona aina,