Ary ny mpianatra 11 lahy dia nankany Galilea, any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesoa halehany.
Marka 15:41 - DIEM PROTESTANTA Niaraka tamin’i Jesoa tany Galilea ireo vehivavy ireo, nanampy Azy tamin’izay nilainy; ary nisy vehivavy maro hafa koa izay niara-niakatra tamin’i Jesoa tany Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ireo dia nanaraka Azy ka nanompo Azy fony Izy tany Galilia; tao koa ireo vehivavy maro izay niara-niakatra Taminy tany Jerosalema. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niaraka tamin’i Jesoa tany Galilea ireo vehivavy ireo, nanampy Azy tamin’izay nilainy; ary nisy vehivavy maro hafa koa izay niara-niakatra tamin’i Jesoa tany Jerosalema. Baiboly Katolika izay nanaraka Azy sy nanompo Azy fony izy tany Galilea. Fanampin’ireo koa nisy vehivavy maro izay niara-niakatra taminy tany Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy izay nanaraka Azy ka nanompo Azy, fony Izy tany Galilia, mbamin’ny vehivavy maro koa izay niaraka taminy niakatra tany Jerosalema. Malagasy Bible izay nanaraka Azy ka nanompo Azy, fony Izy tany Galilia, mbamin'ny vehivavy maro koa izay niaraka taminy niakatra tany Jerosalema. La Bible en Malgache ireo dia nanaraka Azy ka nanompo Azy fony Izy tany Galilia; tao koa ireo vehivavy maro izay niara-niakatra Taminy tany Jerosalema. |
Ary ny mpianatra 11 lahy dia nankany Galilea, any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesoa halehany.