Torotoron-datsa ny foko ka reraka aho: niandry mpitsetra fa tsy nisy, nitady mpampionona fa tsy nahita.
Marka 15:23 - DIEM PROTESTANTA Nomeny divay mifangaro miora i Jesoa fa tsy nety nisotro. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia notolorany divay miharo miora Izy nefa tsy nety nisotro. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nomeny divay mifangaro miora i Jesoa fa tsy nety nisotro. Baiboly Katolika Dia nomeny divay miharo mira Izy hosotroiny, fa tsy nety nisotro. Baiboly Protestanta Malagasy Dia notolorany divay miharo miora Izy; nefa tsy nety nisotro Izy. Malagasy Bible Dia notolorany divay miharo miora Izy; nefa tsy nety nisotro Izy. La Bible en Malgache Dia notolorany divay miharo miora Izy nefa tsy nety nisotro. |
Torotoron-datsa ny foko ka reraka aho: niandry mpitsetra fa tsy nisy, nitady mpampionona fa tsy nahita.
Dia nanao araka izany nasain’i Jesoa nataony izany ireo mpianatra, ka nanomana ny sakafo Paska.
dia nomen-dry zareo divay miharo zava-mangidy i Jesoa hosotroiny; fa nony nanandrana izany Izy, dia tsy nety nisotro.
Lazaiko marina aminareo fa tsy hisotro divay intsony Aho mandra-pahatongan’ilay andro hisotroako ny divay vaovao any amin’ny Fanjakàn’Andriamanitra.
Lazaiko aminareo fa tsy hisotro divay intsony Aho mandra-pahatongavan’ny Fanjakàn’Andriamanitra.