Matio 26:19 - DIEM PROTESTANTA19 Dia nanao araka izany nasain’i Jesoa nataony izany ireo mpianatra, ka nanomana ny sakafo Paska. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Ary ny mpianatra dia nanatanteraka izay toromarika nomen’i Jesosy ka nanomana ny Paska. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Dia nanao araka izany nasain’i Jesoa nataony izany ireo mpianatra, ka nanomana ny sakafo Paska. Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 Nanao araka izay nasain’i Jesoa nataony ny mpianatra ka namboatra ny Paka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ary ny mpianatra dia nanao araka ny nasain’i Jesosy nataony ka namboatra ny Paska. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary ny mpianatra dia nanao araka ny nasain'i Jesosy nataony ka namboatra ny Paska. Jereo ny toko |