«Indro hitoe-jaza ny virijiny ka ho tera-dahy; ary ny anarana hiantsoana ny zaza dia Himanoela,» (izany hoe «miaraka amintsika Andriamanitra»).
Marka 15:22 - DIEM PROTESTANTA Tao amin’ny toerana atao hoe Gôlgôtà, izay midika hoe toerana sahala amin’ny karandoha, no nitondrany an’i Jesoa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary Jesosy dia noentin’ireo teo amin’ny toerana atao hoe Golgota, izany hoe, raha adika, Ikarandoha. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tao amin’ny toerana atao hoe Gôlgôtà, izay midika hoe toerana sahala amin’ny karandoha, no nitondrany an’i Jesoa. Baiboly Katolika ary Izy dia nentiny tao amin’ny tany atao hoe Golgotà izay adika hoe Tanin’ny karan-doha. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jesosy dia nentiny teo amin’ny tany Golgota, izany hoe, raha adika, Fitoeran-karan-doha. Malagasy Bible Ary Jesosy dia nentiny teo amin'ny tany Golgota, izany hoe, raha adika, Fitoeran-karan-doha. La Bible en Malgache Ary Jesosy dia noentin’ireo teo amin’ny toerana atao hoe Golgota, izany hoe, raha adika, Ikarandoha. |
«Indro hitoe-jaza ny virijiny ka ho tera-dahy; ary ny anarana hiantsoana ny zaza dia Himanoela,» (izany hoe «miaraka amintsika Andriamanitra»).