Ary dia niteny tamin’ny vahoaka indray i Pilato nanao hoe: –Inona àry no tianareo hataoko an’Ilay antsoinareo hoe Mpanjakan’ny Jiosy?
Marka 15:13 - DIEM PROTESTANTA Fa hoy indray ny antsoantson’ny vahoaka hoe: –Homboy amin’ny hazofijaliana ilay iny! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia niantsoantso indray ny vahoaka hoe: Homboy amin’ny hazofijaliana Izy! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa hoy indray ny antsoantson’ny vahoaka hoe: –Homboy amin’ny hazofijaliana ilay iny! Baiboly Katolika Dia niantso indray izy ireo nanao hoe: «Fantsiho amin’ny Hazofijaliana Izy.» Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny vahoaka niantso indray hoe: Homboy amin’ny hazofijaliana Izy! Malagasy Bible Ary ny vahoaka niantso indray hoe: Homboy amin'ny hazo fijaliana Izy! La Bible en Malgache Dia niantsoantso indray ny vahoaka hoe: Homboy amin’ny hazofijaliana Izy! |
Ary dia niteny tamin’ny vahoaka indray i Pilato nanao hoe: –Inona àry no tianareo hataoko an’Ilay antsoinareo hoe Mpanjakan’ny Jiosy?
Dia hoy i Pilato tamin’ny vahoaka: –Fa inona àry no ratsy nataony? Fa vao mainka koa niantsoantso mafy ny vahoaka nanao hoe: –Homboy amin’ny hazofijaliana ilay iny!
Kanefa niantsoantso mafy ny vahoaka nanao hoe: –Homboy, homboy amin’ny hazofijaliana io!
ary na dia tsy nahita antony hanamelohana Azy ho faty aza ry zareo, dia nangataka tamin’i Pilato ny hamonoana Azy.