–Mankanesa amin’itsy tanàna manoloana anareo itsy. Vantany vao migadona ao ianareo, dia hahita boriky vavy mifatotra sy ny zanany miaraka aminy: vahao ilay boriky vavy dia ento atỳ amiko ombàn-janany.
Marka 11:4 - DIEM PROTESTANTA Dia lasa izy roa lahy ka nahita zana-boriky mifatotra eo alatrano akaiky varavarana teo amoron-dalana, dia novahany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nandeha izy ireo ka nahita zana-boriky nifatotra teo alatrano anilan’ny varavarana teo an-dalana, dia novahany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia lasa izy roa lahy ka nahita zana-boriky mifatotra eo alatrano akaiky varavarana teo amoron-dalana, dia novahany. Baiboly Katolika Dia nandeha izy ireo ka nahita zanak’ampondra mifatotra teo alatrano anilan’ny varavarana, teo an-tsampanan-dalana, dia novahany. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nandeha izy ka nahita zana-boriky nifatotra teo ala-trano anilan’ny varavarana teo an-dàlana, dia novahany izy. Malagasy Bible Dia nandeha izy ka nahita zana-boriky nifatotra teo ala-trano anilan'ny varavarana teo an-dalana, dia novahany izy. La Bible en Malgache Dia nandeha izy ireo ka nahita zana-boriky nifatotra teo alatrano anilan’ny varavarana teo an-dalana, dia novahany. |
–Mankanesa amin’itsy tanàna manoloana anareo itsy. Vantany vao migadona ao ianareo, dia hahita boriky vavy mifatotra sy ny zanany miaraka aminy: vahao ilay boriky vavy dia ento atỳ amiko ombàn-janany.
Dia nanao araka izany nasain’i Jesoa nataony izany ireo mpianatra, ka nanomana ny sakafo Paska.
Ary raha misy olona manontany anareo hoe: «Ahoana no anaovanareo izao?», dia valio hoe: «Misy ilàn’ny Tompo azy, fa vetivety foana dia haveriny eto.»
Fa ny sasany tamin’ny olona nijoro teo nanontany azy roa lahy hoe: –Hataonareo inona no vahanareo ity zana-boriky?
Dia hoy ny renin’i Jesoa tamin’ireo mpanompo: –Na inona na inona lazainy aminareo dia ataovy!
Finoana no naneken’i Abrahama fony izy nantsoin’Andriamanitra hiainga ho any amin’ny tany izay horaisiny ho lova; ka nandao ny tany nahabe izy, nefa tsy fantany izay halehany.