Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Marka 10:9 - DIEM PROTESTANTA

noho izany, izay nakamban’Andriamanitra, aoka tsy hosarahin’olombelona.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Koa izay nakamban’Andriamanitra dia aoka tsy hosarahin’olona.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

noho izany, izay nakamban’Andriamanitra, aoka tsy hosarahin’olombelona.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Koa aoka izay nakamban’Andriamanitra tsy hosarahin’olombelona.»

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Koa izay nakamban’Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahin’olona.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Koa izay nakamban'Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahin'olona.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Koa izay nakamban’Andriamanitra dia aoka tsy hosarahin’olona.

Jereo ny toko



Marka 10:9
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary nony mby tao an-trano, dia nanontanian’ny mpianatra ny amin’izany indray i Jesoa;


ary dia ho tena iray ihany izy roroa.» Koa tsy roa intsony rehefa mpivady, fa tena iray ihany;