Ny ampitso maraina mbola maizina, dia nifoha i Jesoa ka niala tao an-tanàna ary lasa nivavaka tany amin’ny toerana mangina.
Marka 1:36 - DIEM PROTESTANTA Dia nitotototo nizaha Azy ry i Simôna sy ireo namany telo lahy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nandeha nitady Azy i Simona sy ny namany, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nitotototo nizaha Azy ry i Simôna sy ireo namany telo lahy; Baiboly Katolika Dia lasa nitady Azy i Simôna sy ny namany, Baiboly Protestanta Malagasy Ary dia nandeha nitady Azy Simona sy ny namany. Malagasy Bible Ary dia nandeha nitady Azy Simona sy ny namany. La Bible en Malgache Nandeha nitady Azy i Simona sy ny namany, |
Ny ampitso maraina mbola maizina, dia nifoha i Jesoa ka niala tao an-tanàna ary lasa nivavaka tany amin’ny toerana mangina.
ka nony nahita an’i Jesoa izy efa-dahy, dia nilaza taminy hoe: –Mitady Anao ny olona rehetra.