Nikomiany aza i Nebokadnetsara mpanjaka izay efa nampianiana azy tamin’Andriamanitra. Nanamafy hatoka sy fo izy mba tsy hiverenany amin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely.
Josoa 9:20 - DIEM PROTESTANTA Tsy maintsy avelantsika ho velona ihany ireo: fa raha tsy izany, dia hiharan’ny fahatezeran’ny Tompo isika noho ny fianianana efa vitanay. Saingy izao no hataontsika azy: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa izao no hataontsika aminy: Havelantsika ho velona ihany izy fandrao hisy fahatezerana mahatratra antsika noho ny fianianana nataontsika taminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tsy maintsy avelantsika ho velona ihany ireo: fa raha tsy izany, dia hiharan’ny fahatezeran’ny Tompo isika noho ny fianianana efa vitanay. Saingy izao no hataontsika azy: Baiboly Katolika Fa izao no hanaovantsika azy: Havelantsika ho velona ihany izy, mba tsy hitarika ny fahatezeran’i Iaveh amintsika noho ny fianianana efa nataonay taminy.» Baiboly Protestanta Malagasy Fa izao no hataontsika aminy: Havelantsika ho velona ihany izy, fandrao hisy fahatezerana mahatratra antsika noho ny fianianana nataontsika taminy. Malagasy Bible Fa izao no hataontsika aminy: Havelantsika ho velona ihany izy, fandrao hisy fahatezerana mahatratra antsika noho ny fianianana nataontsika taminy. La Bible en Malgache Fa izao no hataontsika aminy: Havelantsika ho velona ihany izy fandrao hisy fahatezerana mahatratra antsika noho ny fianianana nataontsika taminy. |
Nikomiany aza i Nebokadnetsara mpanjaka izay efa nampianiana azy tamin’Andriamanitra. Nanamafy hatoka sy fo izy mba tsy hiverenany amin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely.
Zava-doza ho an’ny olona ny mora miteny hoe: «Zavatra voatokako ho an’Andriamanitra ity», na ny mivoady ka avy eo vao mieritreritra.
Ary hoy ny TOMPOn’izao rehetra izao hoe: «Ho avy eo aminareo Aho mba hitsara anareo. Ho dodona Aho hanameloka ny mpanao majika, ny mpanitsakitsa-bady, ny mpianiana lainga, ny mpamaly karaman’ny mpiasa, ny mpamoritra mpitondratena sy kamboty na koa ny mpampahory vahiny, dia izay rehetra tsy manaja Ahy.»
ny mpijangajanga, ny mpifampila samy lehilahy, ny mpivarotra olona, ny mpandainga sy mpianian-tsy to, ary izay manao zavatra mifanohitra amin’ny fampianarana tsy misy tomika.
saingy novalian’ireo hoe: –Ny anaran’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely no efa nianiananay taminy; koa tsy azontsika atao ny mamely azy ankehitriny.
Havelantsika ho velona izy nefa kosa ho tonga mpaka kitay sy mpantsaka rano ho antsika. Izany no soso-kevitr’ireo loholom-piangonana israelita.