Novonoin’ny Israelita teny an-kodahoda avokoa ireo lehilahin’i Hay nanenjika azy. Ary rehefa matin’ny sabatra avokoa ireo, dia niverina tao Hay ny Israelita rehetra namely an-tsabatra ny mponina sisa tao.
Josoa 8:25 - DIEM PROTESTANTA Maty tamin’izany andro izany avokoa ny mponina rehetra tao Hay, dia lehilahy sy vehivavy miisa 12 000. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ireo rehetra maty tamin’izany andro izany, na lehilahy na vehivavy, dia roa arivo sy iray alina, izany hoe ny mponina rehetra tao Ay. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Maty tamin’izany andro izany avokoa ny mponina rehetra tao Hay, dia lehilahy sy vehivavy miisa 12 000. Baiboly Katolika Ary nisy 12.000 no totalin’ny maty tamin’izany andro izany, na lahy na vavy, samy mponina tao Haia avokoa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izay rehetra maty tamin’izany andro izany, na lehilahy na vehivavy, dia roa arivo amby iray alina, dia ny mponina rehetra tao Ay. Malagasy Bible Ary izay rehetra maty tamin'izany andro izany, na lehilahy na vehivavy, dia roa arivo amby iray alina, dia ny mponina rehetra tao Ay. La Bible en Malgache Ary ireo rehetra maty tamin’izany andro izany, na lehilahy na vehivavy, dia roa arivo sy iray alina, izany hoe ny mponina rehetra tao Ay. |
Novonoin’ny Israelita teny an-kodahoda avokoa ireo lehilahin’i Hay nanenjika azy. Ary rehefa matin’ny sabatra avokoa ireo, dia niverina tao Hay ny Israelita rehetra namely an-tsabatra ny mponina sisa tao.