Ny velaran-tanin’i Zebolòna dia nisy tanàn-dehibe 12 samy miampy ireo tanàna kely miankina aminy; ka anisan’ireo tanàna 12 ireo i Katata, i Nahalala, i Simrôna, i Jidalà, ary i Betlehema.
Josoa 21:35 - DIEM PROTESTANTA i Dimnà, ary i Nahalala: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Dimna sy ny tany manodidina azy, i Nahalola sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Dimnà, ary i Nahalala: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy. Baiboly Katolika i Damnà sy ny manodidina azy, i Naalôla sy ny manodidina azy: tanàna efatra. Baiboly Protestanta Malagasy ary Dimna sy ny tany manodidina azy ary Nahalola sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra; Malagasy Bible ary Dimna sy ny tany manodidina azy ary Nahalola sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra; La Bible en Malgache i Dimna sy ny tany manodidina azy, i Nahalola sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra; |
Ny velaran-tanin’i Zebolòna dia nisy tanàn-dehibe 12 samy miampy ireo tanàna kely miankina aminy; ka anisan’ireo tanàna 12 ireo i Katata, i Nahalala, i Simrôna, i Jidalà, ary i Betlehema.
Ireo Levita hafa sisa dia ny tarika taranak’i Merarỳ, ka ireto tanàna ireto no azony. Avy tamin’ny fokon’i Zebolòna dia i Jôknehama, i Kartà,
Avy tamin’ny fokon’i Reobena any atsinanan’i Jôrdàna, dia i Betsera izay tanàna fialofana, i Jahatsà,