Avy tamin’ny fokon’i Naftalỳ dia i Kedesa any Galilea, izay tanàna fialofana, i Hamôta-Dôra ary i Kartàna: izany hoe tanàna telo mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Josoa 21:33 - DIEM PROTESTANTA Ny tanàna rehetra azon’ny Geresônita ho an’ireo tarika tao anatiny dia tanàna 13 mbamin’ny kijàna samy manodidina azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny tanàna rehetra an’ny Gersonita araka ny fianakaviany dia telo amby folo sy ny tany manodidina azy avy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny tanàna rehetra azon’ny Geresônita ho an’ireo tarika tao anatiny dia tanàna 13 mbamin’ny kijàna samy manodidina azy. Baiboly Katolika Totalin’ny tanànan’ny Gersônita, araka ny fianakaviany: tanàna 13 omban’ny manodidina azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ny tanàna rehetra an’ny Gersonita isam-pokony dia telo ambin’ny folo ary ny tany manodidina azy avy. Malagasy Bible Ny tanàna rehetra an'ny Gersonita isam-potony dia telo ambin'ny folo ary ny tany manodidina azy avy. La Bible en Malgache Ny tanàna rehetra an’ny Gersonita araka ny fianakaviany dia telo amby folo sy ny tany manodidina azy avy. |
Avy tamin’ny fokon’i Naftalỳ dia i Kedesa any Galilea, izay tanàna fialofana, i Hamôta-Dôra ary i Kartàna: izany hoe tanàna telo mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Ireo Levita hafa sisa dia ny tarika taranak’i Merarỳ, ka ireto tanàna ireto no azony. Avy tamin’ny fokon’i Zebolòna dia i Jôknehama, i Kartà,
Ny azon’ny taranak’i Geresôna tamin’ny antsapaka dia tanàna 13 avy tamin’ny fokon’i Jisakara sy fokon’i Asera ary fokon’i Naftalỳ sy antsasa-pokon’i Manase any Basàna.