Raha hatreo Sarida kosa no miantsinanana, ny sisin-tany dia mipaka any amin’ny faritanin’i Kislôta-Jabôra, sy mandroso hatrany Daberata ary miakatra hatrany Jafia.
Josoa 21:28 - DIEM PROTESTANTA Avy tamin’ny fokon’i Jisakara dia i Kisiôna, i Daberata, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary avy tamin’ny fokon’Isakara dia i Kisiona sy ny tany manodidina azy, i Daberata sy ny tany manodidina azy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Avy tamin’ny fokon’i Jisakara dia i Kisiôna, i Daberata, Baiboly Katolika Avy amin’ny fokon’i Isakara: i Kesiôna sy ny manodidina azy; Baiboly Protestanta Malagasy ary avy tamin’ny firenen’Isakara dia Kisiona sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy, Malagasy Bible ary avy tamin'ny firenen'Isakara dia Kisiona sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy, La Bible en Malgache ary avy tamin’ny fokon’Isakara dia i Kisiona sy ny tany manodidina azy, i Daberata sy ny tany manodidina azy, |
Raha hatreo Sarida kosa no miantsinanana, ny sisin-tany dia mipaka any amin’ny faritanin’i Kislôta-Jabôra, sy mandroso hatrany Daberata ary miakatra hatrany Jafia.
Ireo tarika tamin’ny levita taranak’i Geresôna kosa dia ireto tanàna ireto no azony. Avy tamin’ny antsasa-pokon’i Manase teny atsinanana dia i Gôlàna any Basàna, izay tanàna fialofana, sy i Behestèra: izany hoe tanàna roa mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
i Jarmota, ary i Haîna-Genima: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.