Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Josoa 21:24 - DIEM PROTESTANTA

i Aialôna, ary i Gata-Rimôna: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

i Aialona sy ny tany manodidina azy, i Gata-Rimona sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

i Aialôna, ary i Gata-Rimôna: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

i Ajalôna sy ny manodidina azy; i Geta-Remôna sy ny manodidina azy: tanàna efatra.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy: tanàna efatra;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy: tanàna efatra;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

i Aialona sy ny tany manodidina azy, i Gata-Rimona sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra;

Jereo ny toko



Josoa 21:24
6 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny andro nanomezan’ny TOMPO fandresena ho an’ny Israelita teo anoloan’ny Amôrita, dia nivavaka tamin’ny TOMPO i Josoa ka niteny teo imason’ny Israelita hoe: –Ry masoandro, mijanona eo ambonin’ny lohasahan’i Aialôna!


i Sahalabîna, i Aialôna, i Jitlà,


i Jehoda, i Bene-Beràka, i Gata-Rimôna,


Avy tamin’ny fokon’i Dana dia i Eltekè, i Gibetôna,


Avy tamin’ny antsasa-pokon’i Manase tany ampita andrefan’i Jôrdàna dia i Tahenàka sy i Jiblehama: izany hoe tanàna roa mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.