Ny amin’ny taranak’i Naftalỳ, dia hoy i Mosesy hoe: «Ry fokon’i Naftalỳ, tototra tombontsoa ianao sady heniky ny fitahian’ny TOMPO. Aoka hitatra miankandrefana sy mianatsimo ny faritany anananao!»
Josoa 19:34 - DIEM PROTESTANTA Eo andrefan’i Helefa kosa dia mihodina mankany Aznôta-Jabôra ilay sisin-tany ary mandroso hatrany Hakôla. Miolotra amin’ny tanin’i Zebolòna kosa ny sisin-tany, lafy atsimo; miolotra amin’ny tanin’i Asera ny sisin-tany, lafy andrefana; ary i Jôrdàna no sisin-tany, lafy atsinanana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 mitodika miankandrefana hatrany Aznota-Tabara, mandroso hatrany Hokoka, mihatra amin’i Zebolona eo atsimo sy i Asera eo andrefana ary Joda amoron’i Jordana eo atsinanana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Eo andrefan’i Helefa kosa dia mihodina mankany Aznôta-Jabôra ilay sisin-tany ary mandroso hatrany Hakôla. Miolotra amin’ny tanin’i Zebolòna kosa ny sisin-tany, lafy atsimo; miolotra amin’ny tanin’i Asera ny sisin-tany, lafy andrefana; ary i Jôrdàna no sisin-tany, lafy atsinanana. Baiboly Katolika Niolaka niankandrefana any Azanôta-Tabôra ny faritra, ary avy ao dia nihatra tany Hokôkà, nipaka tamin’i Zabolôna eo atsimo, sy tamin’i Asera eo andrefana, ary tamin’i Jodà, teo akaikin’i Jordany, eo atsinanana. Baiboly Protestanta Malagasy dia nitodika niankandrefana hatrany Aznota-tabara, dia nandroso hatrany Hokoka ary nihatra an’i Zebolona eo atsimo sy Asera eo andrefana ary Joda amoron’i Jordana eo atsinanana. Malagasy Bible dia nitodika niankandrefana hatrany Aznota-tabara, dia nandroso hatrany Hokoka ary nihatra an'i Zebolona eo atsimo sy Asera eo andrefana ary Joda amoron'i Jordana eo atsinanana. La Bible en Malgache mitodika miankandrefana hatrany Aznota-Tabara, mandroso hatrany Hokoka, mihatra amin’i Zebolona eo atsimo sy i Asera eo andrefana ary Joda amoron’i Jordana eo atsinanana. |
Ny amin’ny taranak’i Naftalỳ, dia hoy i Mosesy hoe: «Ry fokon’i Naftalỳ, tototra tombontsoa ianao sady heniky ny fitahian’ny TOMPO. Aoka hitatra miankandrefana sy mianatsimo ny faritany anananao!»
Raha hatreo Sarida kosa no miantsinanana, ny sisin-tany dia mipaka any amin’ny faritanin’i Kislôta-Jabôra, sy mandroso hatrany Daberata ary miakatra hatrany Jafia.
Ny sisin-tany dia mihazo an’i Jabôra sy i Sahatsaîma ary i Bety-Semesa, ka miafara any Jôrdàna. Ny velaran-tanin’i Jisakara dia nisy tanàn-dehibe 16 samy miampy ireo tanàna kely miankina aminy.
Ny sisin-taniny, lafy avaratra, dia miainga hatreo Helefa, hatreo amin’ilay oaka akaikin’i Tsahananima, dia mandalo an’i Adamỳ-Nekeba sy i Jabneela, ka tonga hatrany Lakôma ary miafara eo Jôrdàna.