ka niakatra hatrany Bety-Hôgla, mandalo eo avaratr’i Bety-Haraba, ary miakatra hatrany amin’ilay Vato atao hoe Vaton’i Bôhana (i Bôhana dia zanakalahin’i Reobena);
Josoa 18:18 - DIEM PROTESTANTA Avy eo mihazo ny ilany avaratr’ilay havoana mandondona ny lohasahan’i Jôrdàna, dia midina amin’io lohasaha io, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 mandroso hatrany amin’ny ilany avaratra tandrifin’ny tany ngazana, midina hatrany amin’ny tany ngazana, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Avy eo mihazo ny ilany avaratr’ilay havoana mandondona ny lohasahan’i Jôrdàna, dia midina amin’io lohasaha io, Baiboly Katolika nihazo tamin’ny ilany avaratra ny tendrombohitra eo anoloan’ny Arabaha, nidina tamin’ny Arabaha, Baiboly Protestanta Malagasy dia nandroso hatramin’ny ilany avaratra tandrifin’ny tani-hay ka nidina hatrany amin’ny tani-hay, Malagasy Bible dia nandroso hatramin'ny ilany avaratra tandrifin'ny tani-hay ka nidina hatrany amin'ny tani-hay. La Bible en Malgache mandroso hatrany amin’ny ilany avaratra tandrifin’ny tany ngazana, midina hatrany amin’ny tany ngazana, |
ka niakatra hatrany Bety-Hôgla, mandalo eo avaratr’i Bety-Haraba, ary miakatra hatrany amin’ilay Vato atao hoe Vaton’i Bôhana (i Bôhana dia zanakalahin’i Reobena);
Avy eo mihodina mianavaratra ka mandroso hatrany Haîna-Semesa sy hatrany Gilelôta izay manoloana ny fiakaran’i Adomima, ary midina ho any amin’ilay vato atao hoe vaton’i Bôhana (I Bôhana dia zanakalahin’i Reobena).
ary mitohy any avaratr’i Bety-Hôglà ka miafara any amin’ny tendrony avaratry ny Ranomasina Maty, eo am-bavaranon’i Jôrdàna. Izany no sisin-tany, lafy atsimo.