ka niakatra hatrany Bety-Hôgla, mandalo eo avaratr’i Bety-Haraba, ary miakatra hatrany amin’ilay Vato atao hoe Vaton’i Bôhana (i Bôhana dia zanakalahin’i Reobena);
Josoa 18:17 - DIEM PROTESTANTA Avy eo mihodina mianavaratra ka mandroso hatrany Haîna-Semesa sy hatrany Gilelôta izay manoloana ny fiakaran’i Adomima, ary midina ho any amin’ilay vato atao hoe vaton’i Bôhana (I Bôhana dia zanakalahin’i Reobena). Baiboly Protestanta Malagasy 2011 mizotra avy any avaratra, mandroso hatrany Eny-Semesy sy i Gelilota izay tandrifin’ny fiakarana Adomima, midina hatramin’ny vaton’i Bohana, zanak’i Robena, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Avy eo mihodina mianavaratra ka mandroso hatrany Haîna-Semesa sy hatrany Gilelôta izay manoloana ny fiakaran’i Adomima, ary midina ho any amin’ilay vato atao hoe vaton’i Bôhana (I Bôhana dia zanakalahin’i Reobena). Baiboly Katolika nandroso any avaratra ary nipaka tamin’i En-Semesa, nipaka tamin’i Gelilôta izay eo an-tandrifin’ny fiakaran’i Adomima, ary nidina mankamin’ny vaton’i Bôena zana-dRobena, Baiboly Protestanta Malagasy dia nizotra avy any avaratra ka nandroso hatrany En-semesy sy Gelilota, izay tandrifin’ny fiakarana Adomima, ka nidina hatramin’ ny vaton’i Bohana, zanak’i Robena, Malagasy Bible dia nizotra avy any avaratra ka nandroso hatrany En-semesy sy Gelilota, izay tandrifin'ny fiakarana Adomima, ka nidina hatramin'ny vaton'i Bohana, zanak'i Robena, La Bible en Malgache mizotra avy any avaratra, mandroso hatrany Eny-Semesy sy i Gelilota izay tandrifin’ny fiakarana Adomima, midina hatramin’ny vaton’i Bohana, zanak’i Robena, |
ka niakatra hatrany Bety-Hôgla, mandalo eo avaratr’i Bety-Haraba, ary miakatra hatrany amin’ilay Vato atao hoe Vaton’i Bôhana (i Bôhana dia zanakalahin’i Reobena);
dia mbola miakatra mankany Debira izany sisin-tany izany, ka mandalo ny lohasaha Hakôra, ary mihodina mianavaratra ho any Gilgala, dia ilay Gilgala manoloana ny fiakaran’i Adomima izay eo atsinanan’ny lohasahan-driaka; avy eo mandalo akaikin’ny loharano Haîna-Semesa ary nihatra tany Haîna-Rôgela;
Avy eo mihazo ny ilany avaratr’ilay havoana mandondona ny lohasahan’i Jôrdàna, dia midina amin’io lohasaha io,