avy eo dia midina ho any Hatarôta sy Naharà, dia mihazo an’i Jerikao ary mipaka any Jôrdàna.
Josoa 16:6 - DIEM PROTESTANTA ary mipaka amin’ny Ranomasina Mediteranea. Ny sisin-tany tendrony avaratra kosa dia eo Mikmetata. Eo atsinanan’i Mikmetata dia mihodina mankany Taanata-Silao ary mizotra miantsinanana ho any Janôhà; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny sisintaniny dia nandroso niankandrefana hatrany avaratr’i Mikmeta, niolaka niantsinanana hatrany Tanata-Silo, nihoatra eo atsinanany hatrany Janoha, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary mipaka amin’ny Ranomasina Mediteranea. Ny sisin-tany tendrony avaratra kosa dia eo Mikmetata. Eo atsinanan’i Mikmetata dia mihodina mankany Taanata-Silao ary mizotra miantsinanana ho any Janôhà; Baiboly Katolika Amin’ny lafiny andrefana ny faritry ny tany dia nipaka tamin’i Makmetata any avaratra, ary miolaka ny faritry ny tany atsinanana mankany Tanata-Selao, dia nihazo teo anoloany mankamin’ny atsinanan’i Janôe. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny fari-taniny dia nandroso niankandrefana hatrany avaratr’i Mikmeta, dia niolaka niantsinanana hatrany Tanata-silo ka nihoatra eo atsinanany hatrany Janoha, Malagasy Bible Ary ny fari-taniny dia nandroso niankandrefana hatrany avaratr'i Mikmeta, dia niolaka niantsinanana hatrany Tanata-silo ka nihoatra eo atsinanany hatrany Janoha, La Bible en Malgache Ary ny sisintaniny dia nandroso niankandrefana hatrany avaratr’i Mikmeta, niolaka niantsinanana hatrany Tanata-Silo, nihoatra eo atsinanany hatrany Janoha, |
avy eo dia midina ho any Hatarôta sy Naharà, dia mihazo an’i Jerikao ary mipaka any Jôrdàna.
Ny velaran-tanin’i Manase dia mahafaoka hatreo Asera ka hatrany Mikmetata, any atsinanan’i Sekema; avy eo dia midina mianatsimo any amin’ny mponin’i Haîna-Tapoa.
Taorian’ny nandresen’ny Israelita ilay tany, dia nivory tao Silao ny fiangonana israelita tsivakivolo ka tao no nananganany ny Tranolay fihaonana amin’Andriamanitra.