Ny amin’ny taranak’i Joda dia izao no voalazan’i Mosesy; «TOMPO ô, henoy antso ny fokon’i Joda! Ento izy hifandray amin’ireo mpiray firenena aminy; ny tanany no hiadiany ho an’ny fokony ka ampio izy hamely ny mpandrafy azy.»
Josoa 15:20 - DIEM PROTESTANTA Izany no zaratany nolovan’ny foko taranak’i Joda ho an’ireo tarika ao anatiny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izao no lovan’ny foko taranak’i Joda araka ny fianakaviany: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izany no zaratany nolovan’ny foko taranak’i Joda ho an’ireo tarika ao anatiny. Baiboly Katolika Izany no lovan’ny fokon-taranak’i Jodà, araka ny fianakaviany. Baiboly Protestanta Malagasy Izao no lovan’ny firenena taranak’i Joda araka ny fokony: Malagasy Bible Izao no lovan'ny firenena taranak'i Joda araka ny fokony: La Bible en Malgache Izao no lovan’ny foko taranak’i Joda araka ny fianakaviany: |
Ny amin’ny taranak’i Joda dia izao no voalazan’i Mosesy; «TOMPO ô, henoy antso ny fokon’i Joda! Ento izy hifandray amin’ireo mpiray firenena aminy; ny tanany no hiadiany ho an’ny fokony ka ampio izy hamely ny mpandrafy azy.»
ka novaliany hoe: –Mba anaovy fanomezana aho! Ary satria ngazana ny tany nomenao ahy, dia mba omeo vovon-drano aho. Dia nomen’i Kaleba azy ny loharano teny ambony sy loharano teny ambany.
Teo amin’ny foko taranak’i Joda dia ireto avy ireo tanàna tamin’ny ilany atsimo nanakaiky ny sisin-tanin’i Edôma: i Kabitseela, i Hedera, i Jagora,