Josoa 14:14 - DIEM PROTESTANTA
Izany no nahatonga an’i Hebrôna ho lovan’ny taranak’i Kaleba mandraka androany; satria i Kaleba, zanakalahin’i Jefonè sady anisan’ny tarik’i Kenaza, dia nifikitra tanteraka tamin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely;
Jereo ny toko
Izany no nahatonga an’i Hebrona ho lovan’i Kaleba, zanak’i Jefone, kenizita, mandraka androany, satria tanteraka tamin’ny fanarahana NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, izy.

Koa i Kaleba zanak’i Jefone, Kenezeanina, no tompon-dova an’i Hebrôna mandraka androany, satria nanaraka an-tsakany sy an-davany an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely izy.
Jereo ny toko
Izany no nahatongavan’i Hebrona ho lovan’i Kaleba, zanak’i Jefone, Kenizita, mandraka andro-any, satria tanteraka tamin’ny fanarahana an’i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, izy.
Jereo ny toko
Izany no nahatongavan'i Hebrona ho lovan'i Kaleba, zanak'i Jefone, Kenizita, mandraka androany satria tanteraka tamin'ny fanarahana an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, izy.
Jereo ny toko
Izany no nahatonga an’i Hebrona ho lovan’i Kaleba, zanak’i Jefone, kenizita, mandraka androany, satria tanteraka tamin’ny fanarahana NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, izy.
Jereo ny toko