dia nasainy miteny amin’ny mpaniraka azy hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely:
Jeremia 21:3 - DIEM PROTESTANTA Dia hoy i Jeremià tamin’ireo iraka: –Ndeha lazao amin’i Tsedekià Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy i Jeremia taminy: Lazaonareo amin’i Zedekia hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy i Jeremià tamin’ireo iraka: –Ndeha lazao amin’i Tsedekià Baiboly Katolika Dia hoy ny navalin’i Jeremia azy ireo: Lazao amin’i Sedesiasa, ataovy hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy Jeremia taminy: Lazaonareo amin’i Zedekia hoe: Malagasy Bible Dia hoy Jeremia taminy: Lazaonareo amin'i Zedekia hoe: La Bible en Malgache Dia hoy i Jeremia taminy: Lazaonareo amin’i Zedekia hoe: |
dia nasainy miteny amin’ny mpaniraka azy hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely:
Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO Andriamaniny izy, ary tsy mba niaiky heloka teo anatrehan’i Jeremià mpaminany, izay nilaza hafatra avy amin’ny TOMPO.
–Raha sitrakao, anontanio ny TOMPO re ny momba antsika, satria miady amintsika i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna. Angamba mety hanao zava-mahagaga indray ny TOMPO, ka hanainga ny Babilônianina handao antsika.
izao fanambaràn’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely izao: «Indro hataoko miverin-dalana ireo miaramila izay miady any ivelan’ny manda amin’ny mpanjakan’i Babilôna sy ny Kaldeanina noho ny fahirano ataony anareo, ka hampodîko ho ao afovoan-tanàna.
I Tsedekià no nampanidy an’i Jeremià tao satria nanome tsiny ity mpaminany izy tamin’ny nanambarany ny hafatry ny TOMPO hoe: «Hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilôna i Jerosalema ka ho lasany.