Jeremia 18:2 - DIEM PROTESTANTA
–Mitsangàna, ary midîna any an-tranon’ny mpanefy tanimanga, fa any no hampandrenesako anao ny teniko.
Jereo ny toko
Mitsangàna ka midìna ho any amin’ny tranon’ny mpanefy tanimanga; any no hampandrenesako anao ny teniko.
Jereo ny toko
–Mitsangàna, ary midîna any an-tranon’ny mpanefy tanimanga, fa any no hampandrenesako anao ny teniko.
Jereo ny toko
«Mitsangàna ianao, ka midìna ho any an-tranon’ny mpanefy tanimanga, ary any Aho hampandre anao ny Teniko.»
Jereo ny toko
Mitsangàna, ka midìna ho any amin’ny tranon’ny mpanefy tanimanga, ary any no hampandrenesako anao ny teniko.
Jereo ny toko
Mitsangàna, ka midina ho any amin'ny tranon'ny mpanefy tanimanga, ary any no hampandrenesako anao ny teniko.
Jereo ny toko
Mitsangàna ka midìna ho any amin’ny tranon’ny mpanefy tanimanga; any no hampandrenesako anao ny teniko.
Jereo ny toko