Kanefa mihalevona toy ny hazo boboka ny aiko, mova tsy toy ny fitafiana lanin’ny kalalao.
Hosea 5:12 - DIEM PROTESTANTA Ho toy ny fositra Aho amin’i Efraîma ary ho toy ny olitra amin’ny taranak’i Joda. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa amin’i Efraima Aho dia tahaka ny kalalao ary amin’ny taranak’i Joda dia toy ny fahalovana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ho toy ny fositra Aho amin’i Efraîma ary ho toy ny olitra amin’ny taranak’i Joda. Baiboly Katolika Koa tahaka ny kalalao Aho amin’i Efraima, ary tahaka ny fahalòvana amin’ny taranak’i Jodà. Baiboly Protestanta Malagasy Koa amin’i Efraima dia tahaka ny kalalao Aho Ary amin’ny taranak’i Joda dia toy ny fositra. Malagasy Bible Koa amin'i Efraima dia tahaka ny kalalao Aho ary amin'ny taranak'i Joda dia toy ny fositra. La Bible en Malgache Koa amin’i Efraima Aho dia tahaka ny kalalao ary amin’ny taranak’i Joda dia toy ny fahalovana. |
Kanefa mihalevona toy ny hazo boboka ny aiko, mova tsy toy ny fitafiana lanin’ny kalalao.
Satroboninahitry ny vadiny ny vehivavy tsara fanahy, fa homamiadana mikiky azy kosa ny vehivavy tsy mendrika.
Noho izany, dia ho tahaka ny mololo voadoron’ny afo sy ho tahaka ny bozaka levonin’ny afo no hanjo azy. Ho lò avy any am-potony izy ka ho lasa vovoka ny voniny, satria nariany ny fampianarana naroson’ny TOMPOn’izao rehetra izao ary notsiratsirainy ny tenin’ilay Masin’i Israely.
Eny, ny Tompo ANDRIANANAHARY no hamonjy ahy, ka iza no hanameloka ahy? Indro izy rehetra mpanohitra ahy fa hihasimba toy ny lamba mihatonta, toy ny lamba lanin’ny kalalao.
satria ho toy ny lamba lanin’ny kalalao ireny sy ho tahaka ny volonondry lanin’ny fositra; fa ny fanafahako kosa haharitra mandrakizay ary ny famonjeko ho amin’ny taonjato mifandimby.»
Ny ampitso vao mangiran-dratsy anefa dia nandefa fositra kosa Andriamanitra hikiky ilay zavamaniry ka maina tery io.