Iny faha-600 taona niainan’i Noà iny, tamin’ny volana faharoa, andro faha-17, dia niboiboika be ny rano avy any ambanin’ny tany tamin’ireo loharano rehetra, ary nivoha nidanadana ny varavaran’ny lanitra.
Genesisy 8:3 - DIEM PROTESTANTA Niala tsikelikely ny rano teny ambonin’ny tany, ary nihena nony afaka 150 andro. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia niala niandalana tamin’ny tany ny rano; nony afaka dimampolo amby zato andro dia efa nihena ny rano. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niala tsikelikely ny rano teny ambonin’ny tany, ary nihena nony afaka 150 andro. Baiboly Katolika Nisintona tsikelikely teo ambonin’ny tany ny rano nandroso nihemotra, ka nony afaka dimampolo amby zato andro, dia nietry izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nihena niandalana niala tamin’ny tany ny rano; ary rehefa afaka dimam-polo amby zato andro, dia efa nihena ny rano. Malagasy Bible Ary nihena niandalana niala tamin'ny tany ny rano; ary rehefa afaka dimam-polo amby zato andro, dia efa nihena ny rano. La Bible en Malgache Dia niala niandalana tamin’ny tany ny rano; nony afaka dimampolo amby zato andro dia efa nihena ny rano. |
Iny faha-600 taona niainan’i Noà iny, tamin’ny volana faharoa, andro faha-17, dia niboiboika be ny rano avy any ambanin’ny tany tamin’ireo loharano rehetra, ary nivoha nidanadana ny varavaran’ny lanitra.
Dia mbola nihena hatrany ihany ny rano hatramin’ny volana fahafolo. Ka tamin’ny andro voalohan’ny volana fahafolo, dia tazana ny tampon’ireo tendrombohitra.