Ary fony andro fahafito amby roapolo tamin’ny volana faharoa dia maina tanteraka ny tany.
Genesisy 8:15 - DIEM PROTESTANTA Dia hoy Andriamanitra tamin’i Noà: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary Andriamanitra niteny tamin’i Noa hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy Andriamanitra tamin’i Noà: Baiboly Katolika Ary tamin’izay dia niteny tamin’i Nôe Andriamanitra nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Andriamanitra dia niteny tamin’i Noa ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Andriamanitra dia niteny tamin'i Noa ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary Andriamanitra niteny tamin’i Noa hoe: |
Ary fony andro fahafito amby roapolo tamin’ny volana faharoa dia maina tanteraka ny tany.
«Mivoaha tao amin’ny sambofiara ianao sy ny vadinao ary ireo zanakalahinao mbamin’ireo vinantovavinao.
Efa imbetsaka ary tamin’ny fomba samihafa no nitenenan’Andriamanitra fahiny tamin’ny razantsika tamin’ny alalan’ireo mpaminany;