Genesisy 7:6 - DIEM PROTESTANTA Feno 600 taona i Noà raha tonga ny safo-drano lehibe teto ambonin’ny tany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Eninjato taona i Noa raha tonga teto ambonin’ny tany ny safodrano. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Feno 600 taona i Noà raha tonga ny safo-drano lehibe teto ambonin’ny tany. Baiboly Katolika Efa enin-jato taona izy tamin’ny nahatongavan’ny safodrano nanafotra ny tany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary efa enin-jato taona Noa, raha tonga tambonin’ny tany ny safo-drano. Malagasy Bible Ary efa enin-jato taona Noa, raha tonga tambonin'ny tany ny safo-drano. La Bible en Malgache Eninjato taona i Noa raha tonga teto ambonin’ny tany ny safodrano. |
Iny faha-600 taona niainan’i Noà iny, tamin’ny volana faharoa, andro faha-17, dia niboiboika be ny rano avy any ambanin’ny tany tamin’ireo loharano rehetra, ary nivoha nidanadana ny varavaran’ny lanitra.
Fa tamin’ny andro voalohan’ny volana voalohany, nony feno 601 taona i Noà, dia ritra ny rano teo ambonin’ny tany. Nesorin’i Noà ny tafon’ny sambofiara ka hitany fa efa maina ny velaran’ny tany.
Eny, tahaka ny tamin’ny andron’i Noà, dia ho tahaka izany koa ny fiavian’ny Zanak’olona.