Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Genesisy 5:23 - DIEM PROTESTANTA

Nisy 365 taona ny andro rehetra niainan’i Henôka.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny andro rehetra niainan’i Enoka dia dimy amby enimpolo sy telonjato taona.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nisy 365 taona ny andro rehetra niainan’i Henôka.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Dimy amby enimpolo sy telon-jato taona no andro rehetra niainan’i Enôka.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary ny andro rehetra niainan’i Enoka dia dimy amby enim-polo amby telon-jato taona.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary ny andro rehetra niainan'i Enoka dia dimy amby enim-polo amby telon-jato taona.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny andro rehetra niainan’i Enoka dia dimy amby enimpolo sy telonjato taona.

Jereo ny toko



Genesisy 5:23
3 Rohy Ifampitohizana  

Ary niara-nandeha tamin’Andriamanitra i Henôka, ka taorian’ny nahaterahan’i Metosèla dia mbola velona 300 taona izy ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.


Niara-nandeha tamin’Andriamanitra izy; ary tsy hita izy satria nalain’Andriamanitra ho any aminy.


Tsy ilaina akory ny miaina, na dia ho tratra arivo taona indroa aza, raha tsy mahita fahasambarana. Satria fahafatesana no fiafaran’ny fiainana rehetra.