Hihanaka dia hihanaka ny voaloboka, ka hafatony amin’ny tahom-boaloboka ny borikiny ary amin’ny sampam-boaloboka ny zana-borikiny; divay no hanasany akanjo ary ranom-boaloboka no hanasany fitafiana.
Genesisy 49:12 - DIEM PROTESTANTA Ny divay no hampibaliaka tsara ny masony; ny ronono kosa no hampibotsiaka ny nifiny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Mivoaramena ny masony noho ny divay ary fotsy ny nifiny noho ny ronono. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny divay no hampibaliaka tsara ny masony; ny ronono kosa no hampibotsiaka ny nifiny. Baiboly Katolika Mena ny masony azon’ny divay, Ary fotsy ny nifiny azon’ny ronono. Baiboly Protestanta Malagasy Mangamanga ny masony azon’ny divay Ary fotsy ny nifiny azon’ny ronono. Malagasy Bible Mangamanga ny masony azon'ny divay ary fotsy ny nifiny azon'ny ronono. La Bible en Malgache Mivoaramena ny masony noho ny divay ary fotsy ny nifiny noho ny ronono. |
Hihanaka dia hihanaka ny voaloboka, ka hafatony amin’ny tahom-boaloboka ny borikiny ary amin’ny sampam-boaloboka ny zana-borikiny; divay no hanasany akanjo ary ranom-boaloboka no hanasany fitafiana.
I Zebolòna dia honina eo amoron-dranomasina, dia eo amin’izay hisy seranan-tsambo; hivelatra hatrany Tsidôna ny faritaniny.
Ho an’iza ny alahelo? Ho an’iza ny nenina? Ho an’iza ny fifandirana? Ho an’iza ny toloko? Ho an’iza ny ratra tsy amin’antony? Ho an’iza ny maso mandroroa?