dia niala aina izy ka maty tamim-pahanterana rehefa fotsy volo tsara sy voky andro, ary voakambana tamin’ny razany.
Genesisy 47:8 - DIEM PROTESTANTA ka nanontaniany hoe: –Firy taona moa ianao izao? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy i Farao tamin’i Jakoba: Firy taona moa no andro niainanao? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka nanontaniany hoe: –Firy taona moa ianao izao? Baiboly Katolika Ary hoy i Faraôna tamin’i Jakôba: «Firy taona ny andro niainanao?» Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Farao tamin’i Jakoba: Firy taona moa no andro niainanao? Malagasy Bible Ary hoy Farao tamin'i Jakoba: Firy taona moa no andro niainanao? La Bible en Malgache Hoy i Farao tamin’i Jakoba: Firy taona moa no andro niainanao? |
dia niala aina izy ka maty tamim-pahanterana rehefa fotsy volo tsara sy voky andro, ary voakambana tamin’ny razany.
Niaina fito ambin’ny folo taona tany Ejipta i Jakôba, ka ny androm-piainany dia nahatratra fito amby efapolo amby zato taona.
Nentin’i Jôsefa teo anatrehan’ny Farao koa i Jakôba rainy. Dia niarahaba sady nirary soa ny Farao i Jakôba,
Ka hoy i Jakôba hoe: –Efa telopolo amby zato taona izao no nivezivezeko toy ny mpivahiny. Fohy sady sarotra ny androm-piainako ka tsy nahatratra akory ny andron’ireo razako tamin’ny fotoana nivahiniany.
Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Barzilay: –Andao hanaraka ahy any Jerosalema ianao fa hataoko tsara karakara tokoa.