Genesisy 4:26 - DIEM PROTESTANTA
Ary i Seta kosa niteraka lahy nantsoiny hoe Enôsa. Hatreo vao nivavaka tamin’Andriamanitra ny olona ka niantso Azy hoe TOMPO.
Jereo ny toko
I Seta koa dia niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Enosy. Tamin’izany fotoana izany no nanombohana niantsoana ny anaran’NY TOMPO.
Jereo ny toko
Ary i Seta kosa niteraka lahy nantsoiny hoe Enôsa. Hatreo vao nivavaka tamin’Andriamanitra ny olona ka niantso Azy hoe TOMPO.
Jereo ny toko
I Seta koa niteraka lahy iray nataony hoe i Enôsy. Vao tamin’izay no nanomboka niantso ny Anaran’i Iaveh ny olona.
Jereo ny toko
Ary Seta koa niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Enosy. Tamin’izany no vao niantsoana ny anaran’i Jehovah.
Jereo ny toko
Ary Seta koa niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Enosy.
Jereo ny toko
I Seta koa dia niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Enosy. Tamin’izany fotoana izany no nanombohana niantsoana ny anaran’NY TOMPO.
Jereo ny toko