Niala teo i Abrahama nankany amin’ny faritany atsimo, ka nonina tao anelanelan’i Kadesy sy i Soro, ary nivahiny tao Gerara.
Genesisy 26:6 - DIEM PROTESTANTA Nonina tao Gerara i Itsehàka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nitoetra tany Gerara Isaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nonina tao Gerara i Itsehàka. Baiboly Katolika Dia nitoetra tao Jerara i Isaaka. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Isaka dia nitoetra tany Gerara. Malagasy Bible Ary Isaka dia nitoetra tany Gerara. La Bible en Malgache Dia nitoetra tany Gerara Isaka. |
Niala teo i Abrahama nankany amin’ny faritany atsimo, ka nonina tao anelanelan’i Kadesy sy i Soro, ary nivahiny tao Gerara.
satria efa nihaino ny feoko i Abrahama, ka nitandrina ny baikoko sy ny didiko ary ny fitsipiko sy ny lalànako.
Nanontany azy momba ny vadiny ny olona tamin’izany toerana izany, fa novaliany hoe: «Anabaviko izy.» Natahotra ny hilaza azy hoe vadiny izy, fandrao hovonoin’ny olona tamin’izany toerana izany ho faty ny tenany noho ny amin’i Rebekà fa tsara tarehy loatra ravehivavy.