Ary nitarainan’i Abrahama i Abimelèka noho ilay lavaka fantsakana nalain’ireo mpanompon’i Abimelèka an-keriny.
Genesisy 21:26 - DIEM PROTESTANTA Fa namaly azy i Abimelèka hoe: –Tsy fantatro izay nanao izany zavatra izany, ary ianao koa tsy nanambara tamiko sady izao aho vao mandre izany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy i Abimeleka: Tsy fantatro izay nahavita izany satria tsy mbola nanambara tamiko ianao ary tsy mbola nahare koa aho raha tsy vao izao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa namaly azy i Abimelèka hoe: –Tsy fantatro izay nanao izany zavatra izany, ary ianao koa tsy nanambara tamiko sady izao aho vao mandre izany. Baiboly Katolika Hoy ny navalin’i Abimeleka: «Tsy mahalala izay nanao izany aho; fa ianao tsy mampandre ahy, izaho tsy nandre izany raha tsy vao izao.» Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy Abimeleka: Tsy fantatro izay nanao izany; fa hianao tsy mbola nanambara tamiko, ary izaho koa tsy mba nahare, raha tsy vao izao. Malagasy Bible Dia hoy Abimeleka: Tsy fantatro izay nanao izany; fa ianao tsy mbola nanambara tamiko, ary izaho koa tsy mba nahare, raha tsy vao izao. La Bible en Malgache Dia hoy i Abimeleka: Tsy fantatro izay nahavita izany satria tsy mbola nanambara tamiko ianao ary tsy mbola nahare koa aho raha tsy vao izao. |
Ary nitarainan’i Abrahama i Abimelèka noho ilay lavaka fantsakana nalain’ireo mpanompon’i Abimelèka an-keriny.
Dia naka ny ondry aman’osy sy omby i Abrahama, ka nomeny an’i Abimelèka; dia nanao fifanekena izy roa lahy.