Noho ny baikon’ny amperôra, dia nandeha faingana ny iraka; ary navoaka tao Sosany renivohitra koa izany didy manan-kery izany. Dia nipetraka hisotro ny amperôra sy i Hamàna, fa very hevitra kosa i Sosany iray tanàna.
Estera 9:6 - DIEM PROTESTANTA Tao Sosany renivohitra aza dia dimanjato lahy no maty naringan’ny Jiosy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary tany Sosana, tanàna mimanda, aza, ny Jiosy dia nahavono sy naharingana dimanjato lahy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tao Sosany renivohitra aza dia dimanjato lahy no maty naringan’ny Jiosy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary tany Sosana renivohitra aza ny Jiosy dia nahavono sy naharingana diman-jato lahy; Malagasy Bible Ary tany Sosana renivohitra aza ny Jiosy dia nahavono sy naharingana diman-jato lahy; La Bible en Malgache Ary tany Sosana, tanàna mimanda, aza, ny Jiosy dia nahavono sy naharingana dimanjato lahy, |
Noho ny baikon’ny amperôra, dia nandeha faingana ny iraka; ary navoaka tao Sosany renivohitra koa izany didy manan-kery izany. Dia nipetraka hisotro ny amperôra sy i Hamàna, fa very hevitra kosa i Sosany iray tanàna.
Nasian’ny Jiosy ny fahavalony rehetra ka nokapainy sabatra sy novonoiny ary naringany; nataony araka izay sitraky ny fony tokoa ireo mpankahala azy.
Novonoiny koa izy folo lahy zanak’i Hamàna, ilay zanakalahin’i Hamedatà sady fahavalon’ny Jiosy: dia ry i Parsandatà sy i Dalfôna ary i Aspatà, i Pôratà sy i Adalià ary i Aridatà, i Parmastà sy i Arisay ary i Ariday sy i Vaiezatà. Kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory.
Na mitombo isa aza ny taranany, dia ho fatin-tsabatra; ary ny zanany tsy hanan-kohanina.