Estera 7:4 - DIEM PROTESTANTA
Namidy manko ny tenako sy ny mpiray firenena amiko mba haringana sy hovonoina ho ripaka; fa raha tàhiny namidy handevozina fotsiny izahay, dia ho nangina ihany aho satria tsy tokony hanahiranana anao izany fampahoriana izany.
Jereo ny toko
Fa namidy izahay, dia izaho sy ny fireneko, mba haringana sy hovonoina ary haripaka. Fa raha toa ka namidy ho andevolahy sy ho andevovavy izahay dia ho nangina ihany aho; kanefa ange tsy mahonitra ny fatiantoky ny mpanjaka akory ilay fahavalo e.

fa namidy izahay, dia izaho sy ny fireneko, mba haringana sy hovonoina ary haripaka; fa raha tàhiny namidy ho andevolahy sy ho andevovavy izahay, dia ho nangina ihany aho; kanefa anie tsy mahonitra ny fatiantoky ny mpanjaka tsinona ilay fahavalo e.
Jereo ny toko
fa namidy izahay, dia izaho sy ny fireneko, mba haringana sy hovonoina ary haripaka; fa raha tahìny namidy ho andevolahy sy ho andevovavy izahay, dia ho nangina ihany aho; kanefa anie tsy mahonitra ny fatiantoky ny mpanjaka tsinona ilay fahavalo e.