Kanefa tsy mahafa-po ahy mihitsy izany rehetra izany, raha ny tenako no mbola mahita an’i Môrdôkay, ilay Jiosy, miasa eo am-bavahadin’ny lapa.
Estera 5:12 - DIEM PROTESTANTA Dia hoy koa i Hamàna hoe: –I Estera mpanjakavavy aza dia tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin’ny amperôra ho amin’ny fanasana izay efa nomaniny androany; ary mbola nasainy hiaraka amin’ny amperôra koa aho rahampitso. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy koa i Hamana: E! I Estera, vadin’ny mpanjaka, aza dia tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin’ny mpanjaka ho amin’ny fanasana izay namboariny sady nasainy hiaraka amin’ny mpanjaka koa aho rahampitso. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy koa i Hamàna hoe: –I Estera mpanjakavavy aza dia tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin’ny amperôra ho amin’ny fanasana izay efa nomaniny androany; ary mbola nasainy hiaraka amin’ny amperôra koa aho rahampitso. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy koa Hamana: He! Estera, vadin’ny mpanjaka, aza tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin’ny mpanjaka ho amin’ny fanasana izay efa namboariny; fa nasainy hiaraka amin’ny mpanjaka aho koa rahampitso. Malagasy Bible Ary hoy koa Hamana: He! Estera, vadin'ny mpanjaka, aza tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin'ny mpanjaka ho amin'ny fanasana izay efa namboariny; fa nasainy hiaraka amin'ny mpanjaka aho koa rahampitso. La Bible en Malgache Hoy koa i Hamana: E! I Estera, vadin’ny mpanjaka, aza dia tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin’ny mpanjaka ho amin’ny fanasana izay namboariny sady nasainy hiaraka amin’ny mpanjaka koa aho rahampitso. |
Kanefa tsy mahafa-po ahy mihitsy izany rehetra izany, raha ny tenako no mbola mahita an’i Môrdôkay, ilay Jiosy, miasa eo am-bavahadin’ny lapa.
Izao no izy, ry andriamanjaka: raha mba mahazo fitia eo imasonao aho, ka sitrakao ny hanome izay angatahiko sy hanatanteraka izay tadiaviko, dia aoka ianao miaraka amin’i Hamàna ho tonga amin’ny fanasana izay homaniko ho anao rahampitso; amin’izay aho no hamaly ny fanontanianao.
Aza mirehareha ny amin’ny ho ampitso ianao; fa izay hiseho anio aza tsy fantatrao akory.
Tsy fantany akory izay zavatra ho avy. Iza no hampahafantatra azy ny ho fitrangan’izany?
Amin’ny anaovan’ny olona hoe: «Miadana sy mandry feizay ny zavatra rehetra!», amin’iny no hamely azy tampoka ny fandringanana ka tsy ho azony andosirana mihitsy, mova tsy ny fanaintainan’ny vehivavy bevohòka mihetsi-jaza.