Estera 4:9 - DIEM PROTESTANTA Dia lasa i Hatàka nanambara ny tenin’i Môrdôkay tamin’i Estera; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia lasa niverina i Hatàka ka nanambara ny tenin’i Mordekay tamin’i Estera. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia lasa i Hatàka nanambara ny tenin’i Môrdôkay tamin’i Estera; Baiboly Protestanta Malagasy Ary tonga Hatàka ka nanambara ny tenin’i Mordekay tamin’i Estera. Malagasy Bible Ary tonga Hatàka ka nanambara ny tenin'i Mordekay tamin'i Estera. La Bible en Malgache Dia lasa niverina i Hatàka ka nanambara ny tenin’i Mordekay tamin’i Estera. |
Ary nantsoin’i Estera i Hatàka, anisan’ireo tandapa tinendrin’ny amperôra hanompo azy; io Hatàka io no nalefan’ny mpanjakavavy ho any amin’i Môrdôkay mba hanontany azy ny zava-nitranga sy izay nahatonga azy hitafy gony.
Nomeny an’i Hatàka koa ny kopian’ny didy navoaka tao Sosany handringanana ny Jiosy; nasainy hampiseho izany amin’i Estera izy sy hampahafantatra azy ny toe-javatra ary hiangavy azy hankao amin’ny amperôra mba hifona aminy sy hangataka famindrampo ho an’ny fireneny.
Diso toerana toy ny oram-panala fahavaratra na orana amin’ny fotoam-pijinjana ny voninahitra omena ny adala.