Estera 2:22 - DIEM PROTESTANTA
Fantatr’i Môrdôkay io tetika io ka nambarany tamin’i Estera mpanjakavavy izay nampita izany tamin’ny amperôra kosa, ho filazana avy amin’i Môrdôkay.
Jereo ny toko
Tonga fantatr’i Mordekay izany ka nambarany tamin’i Estera, vadin’ny mpanjaka. Dia nambaran’i Estera tamin’ny mpanjaka, tamin’ny anaran’i Mordekay izany.
Jereo ny toko
Fantatr’i Môrdôkay io tetika io ka nambarany tamin’i Estera mpanjakavavy izay nampita izany tamin’ny amperôra kosa, ho filazana avy amin’i Môrdôkay.
Jereo ny toko
Ary fantatr’i Mordekay izany ka nambarany tamin’i Estera, vadin’ny mpanjaka; dia nambaran’i Estera tamin’ny mpanjaka kosa izany araka ny nampilazain’i Mordekay azy.
Jereo ny toko
Ary fantatr'i Mordekay izany ka nambarany tamin'i Estera, vadin'ny mpanjaka; dia nambaran'i Estera tamin'ny mpanjaka kosa izany araka ny nampilazain'i Mordekay azy.
Jereo ny toko
Tonga fantatr’i Mordekay izany ka nambarany tamin’i Estera, vadin’ny mpanjaka. Dia nambaran’i Estera tamin’ny mpanjaka, tamin’ny anaran’i Mordekay izany.
Jereo ny toko