I Môrdôkay kosa nitsangantsangana isan’andro teo anoloan’ny kianjan’ny tranom-behivavy mba hahafantarany ny toe-pahasalaman’i Estera sy izay anaovan’ny olona azy.
Estera 2:13 - DIEM PROTESTANTA Nony miala ny tranom-behivavy mba hiditra ao an-dapa razazavavy, dia nomena azy ny zavatra rehetra nilainy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa rehefa hiditra ho ao amin’ny mpanjaka ny zatovovavy tamin’izany dia nomena azy izay rehetra nilainy ka noentiny avy tao amin’ny tranom-behivavy ho ao amin’ny tranon’ny mpanjaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony miala ny tranom-behivavy mba hiditra ao an-dapa razazavavy, dia nomena azy ny zavatra rehetra nilainy; Baiboly Protestanta Malagasy koa nony hiditra ao amin’ny mpanjaka ny zazavavy tamin’izany, dia nomena azy izay rehetra nilainy ho entiny avy amin’ny tranom-behivavy ho ao an-tranon’ny mpanjaka. Malagasy Bible koa nony hiditra ao amin'ny mpanjaka ny zazavavy tamin'izany, dia nomena azy izay rehetra nilainy ho entiny avy amin'ny tranom-behivavy ho ao an-tranon'ny mpanjaka. La Bible en Malgache Koa rehefa hiditra ho ao amin’ny mpanjaka ny zatovovavy tamin’izany dia nomena azy izay rehetra nilainy ka noentiny avy tao amin’ny tranom-behivavy ho ao amin’ny tranon’ny mpanjaka. |
I Môrdôkay kosa nitsangantsangana isan’andro teo anoloan’ny kianjan’ny tranom-behivavy mba hahafantarany ny toe-pahasalaman’i Estera sy izay anaovan’ny olona azy.
Nandritra ny herintaona, ireto tovovavy ireto dia nanaraka ny fomba fikarakaran-tena sahaza ny vehivavy, ka enim-bolana notrorina menaka misy miora ary enim-bolana notrorina ilomanitra sy zavatra isan-karazany fampiasam-behivavy. Rehefa tapitra izany herintaona izany, dia mandeha tsirairay any amin’ny amperôra Kserksesa ireo tovovavy.
ny hariva izy no mandeha any amin’ny amperôra, ary ny ampitso maraina kosa lasa mankao amin’ilay trano faharoa fitoeram-behivavy, iandraiketan’i Sahasgaza tandapa mpitandrina ny vaditsindranon’ny amperôra. Tsy mba miverina any amin’ny amperôra intsony ireto vehivavy ireto, afa-tsy raha irin’ny amperôra ka tononony anarana.