Tsatokaty volamena karazany samy hafa no nampisotroana ny olona ary nitobaka ny divay satria nalala-tanana tokoa ny amperôra.
Estera 1:8 - DIEM PROTESTANTA Araka ny fepetra dia samy nisotro tsy nisy naneritery azy ny olona; fa ny nandidian’ny amperôra ireo mpanompo rehetra ao an-dapany manko dia ny hanaovan’ny olona tsirairay araka izay sitrapony avy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny nisotroan’ny olona dia araka ny tenin’ny mpanjaka ka tsy nisy faneriterena satria toy izany no baikon’ny mpanjaka tamin’ny mpitandrina ny tranony rehetra mba hanaovany araka izay sitrapon’ny tsirairay avy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Araka ny fepetra dia samy nisotro tsy nisy naneritery azy ny olona; fa ny nandidian’ny amperôra ireo mpanompo rehetra ao an-dapany manko dia ny hanaovan’ny olona tsirairay araka izay sitrapony avy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny nisotroan’ny olona dia araka ny tenin’andriana, ka tsy nisy nanery; fa toy izany no nandidian’ny mpanjaka ny mpitandrina ny tranony rehetra mba hanaovan’ny olona araka izay sitrapony avy. Malagasy Bible Ary ny nisotroan'ny olona dia araka ny tenin'andriana, ka tsy nisy nanery; fa toy izany no nandidian'ny mpanjaka ny mpitandrina ny tranony rehetra mba hanaovan'ny olona araka izay sitrapony avy. La Bible en Malgache Ny nisotroan’ny olona dia araka ny tenin’ny mpanjaka ka tsy nisy faneriterena satria toy izany no baikon’ny mpanjaka tamin’ny mpitandrina ny tranony rehetra mba hanaovany araka izay sitrapon’ny tsirairay avy. |
Tsatokaty volamena karazany samy hafa no nampisotroana ny olona ary nitobaka ny divay satria nalala-tanana tokoa ny amperôra.
Tamin’izay i Vastỳ, vadin’ny amperôra, dia mba nanao fanasana ho an’ny vehivavy koa tao amin’ny lapan’i Kserksesa.
Koa nankatoavinay ny tenin’i Jônadaba zanakalahin’i Rekaba sady razanay, tamin’izay rehetra nanafarany anay. Dia tsy misotro divay na oviana na oviana ny tenanay na ny vadinay na ny zanakay lahy na ny zanakay vavy.
I Babilôna dia tsatokaty volamena teo an-tanan’ny Tompo. Nahamamo ny tany manontolo izy; ny divainy efa nisotroan’ny firenena no nahavery saina ireny.
Ary hoy i Jesoa tamin’ny mpanompo: –Tovozy amin’izao ka ento any amin’ny mpandahatra ny fanasana. Dia nentin’ireo mpanompo.