Raha vao nanjaka i Kserksesa, dia nanoratra taratasy ho azy ny fahavalon’ny Jiosy mba hanendrikendrika ny mponina tao Jerosalema sy eran’i Joda.
Estera 1:15 - DIEM PROTESTANTA Dia hoy ny amperôra tamin’ireto olon-kendry: –Tsy nankatoavin’i Vastỳ mpanjakavavy ny didiko nentin’ireo tandapako; ka, araka ny lalàna, dia inona no sazy tokony hampiharina aminy? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Araka ny lalàna, ahoana no hanaovana an’i Vasty, vadin’ny mpanjaka, satria tsy nankatò ny didiko, izaho Ahasoerosy mpanjaka, didy izay noentin’ireo ionòka izy? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy ny amperôra tamin’ireto olon-kendry: –Tsy nankatoavin’i Vastỳ mpanjakavavy ny didiko nentin’ireo tandapako; ka, araka ny lalàna, dia inona no sazy tokony hampiharina aminy? Baiboly Protestanta Malagasy Ahoana no hanaovana an’i Vasty, vadin’ny mpanjaka, raha araka ny lalàna, satria tsy nankatò ny didiko, izaho Ahasoerosy mpanjaka, nentin’ny tsindranolahy izy? Malagasy Bible Ahoana no hanaovana an'i Vasty, vadin'ny mpanjaka, raha araka ny lalàna, satria tsy nankato ny didiko, izaho Ahasoerosy mpanjaka, nentin'ny tsindranolahy izy? La Bible en Malgache Araka ny lalàna, ahoana no hanaovana an’i Vasty, vadin’ny mpanjaka, satria tsy nankatò ny didiko, izaho Ahasoerosy mpanjaka, didy izay noentin’ireo ionòka izy? |
Raha vao nanjaka i Kserksesa, dia nanoratra taratasy ho azy ny fahavalon’ny Jiosy mba hanendrikendrika ny mponina tao Jerosalema sy eran’i Joda.
Ny olon-kendry teo akaikin’ny amperôra indrindra dia ry i Karsenà sy i Setara, i Admatà sy i Tarsisy, i Meresa sy i Marsenà ary Memokàna, izay minisitra fito tamin’i Persia sy i Media; nitokiany ry zareo ka nitana toerana voalohany teo amin’ny fanjakana.
Dia niteny teo anatrehan’ny amperôra sy ny minisitra i Memokàna ka namaly hoe: –Tsy ny amperôra ihany no nanaovan’i Vastỳ mpanjakavavy izao fihetsika ratsy izao, fa ny manampahefana rehetra koa sy ny vahoaka tsivakivolo isan-tokony eran’ny fanjakana.
Dia niditra i Hamàna ka nanontanian’ny amperôra hoe: –Inona no tokony hataoko amin’izay lehilahy iriko homem-boninahitra? Nihevitra anakampo i Hamàna fa tsy misy irin’ny amperôra homem-boninahitra afa-tsy ny tenany,